|
|
|
|

Entry1  hemoroida
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Aretina atao koa hoe "mivoaka tsinaim-body", avy amin' ny fivontosan' ny vena amin' ny tapany farany amin' ny tsinay ka manomboka amin' ny hidihidy, na ao anaty na eo ivelany, ary misy ra mandeha; kitso [1.1]
Vocabulary  4  Health

Updated on 2020/07/31