|
|
|
|

Entry1  hendratre
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] taitra tampoka ka tsy mahateny intsony: ka ba mañisy an'io koja fa mahendratre ny akama ( aza mba manao izany fa manapaka lalan-drà ny sasany)

Updated on 2024/12/07