Entry (1/2) | 1 hendry |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mahalala ny ataony, mahalala zavatra, kinga, mahita hevitra soa: Rakoto iza re no hanao kitoatoa amin' ny raharaha tahaka itony? Tovolahy hendry iny 4 Mahay mitondra tena, mana raka ny tokony hatao, manam-panahy: Sambatra ny lehilahy manana vady han-dry 5 Azo anarina, tsy ma ditra: Hendry daholo ny zanakao, Ranona 6 Voalanjalanja isara araka ny tokony ho izy: Manaova alahelo hendry (DOX). [1.1] |
Explanations in English |
7 wise, prudent, intelligent [1.7] |
Explanations in French |
8 intelligent, prudent, sage [1.3#235, 1.8] 9 raisonnable, qui a du savoir-faire [1.3] |
Examples |
10 Ho sambatra ianareo raha hendry aminy. [2.643#] 11 Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499#] 12 Lazao anaka, hoy Idada, fa zaza hendry hianao. [2.332#] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word hendry |
Entry (2/2) | 28 hendry |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in Malagasy |
30 Tily, tsikilo [1.1] |
Explanations in French |
31 action de guetter, d'épier, de veiller pour surprendre, pour tromper [1.3#235] |
Updated on 2023/03/28 |