Entry | 1 henika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Feno: Henika ny sompitra ~ Heniky ny hafaliana ny fonay 4 Vonto, tanteraka: Heniky ny sira ny laoka 5 Safotra: Heniky ny rano ny tanimbary. [1.1] |
Explanations in English |
6 full; having all [1.7] |
Explanations in French |
7 comble, plein, comblé, rassasié, pénétré, saturé, couvert: Heniky ny vary ny sobiky (La corbeille est pleine de riz) ~ Henika ny barika (La barrique est pleine) ~ Heniky ny ha-faliana ny foko (Mon cœur est comblé de joie) ~ Henika aho (Je suis rassasié) ~ Heniky ny sira ny hena (La viande est pénétrée, saturée de sel) ~ Heniky ny rano ny tanimbary (Les rizières sont couvertes d’eau) [1.3#236] 8 comblé, saturé [1.8] |
Derivatives |
|
Anagrams | 12 akehin, haneky, hanike, hekany, henika, kehina, kihane, nakehi |
Updated on 2024/03/27 |