Entry (1/2) | 1 henjy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny [1.1] |
Explanations in French |
4 action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là [1.3] |
Derivatives |
|
Synonyms | 7 henjihenjy |
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 9 henjy |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in French |
11 nom d'une espèce de poisson. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
12 Zoology: fishes |
Updated on 2020/07/31 |