Entry | 1 henoina |
Root | 2 heno |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao re, atongilana ny sofina mba handre: Henoy ny hiran' ny ankizy Ekena: Henoy ny fangatahanay, tompoko. |
Explanations in English |
5 [1.2] to be hearkened to, to be listened to, to be attended to. |
Explanations in French |
6 [1.5] qu'on écoute |
Examples |
7 Ary henoina matetika ny fiainany, ka toy ny matory. [2.59] 8 Misy diska henoina mandritry ny antsasak' ora maninjitra. [2.332] 9 Tsara henoina ny teninareo», hoy ireo namana frantsay nandre ny feonay. [2.356] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word henoina |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |