Entry | 1 hentsina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Voatohana tsy afa-mivoaka ka mihandrona fa tsentsina; enti-milaza ny orona tsy avy miaina fa tampin' ny sery [1.1] |
Explanations in French |
4 Embarrassé, obstrué, se dit du nez, quand on a un rhume de cerveau [1.3] |
Vocabulary |
5 Health |
Derivatives |
|
Anagrams | 9 hentsina, hitsenan, netsahin |
Updated on 2020/07/31 |