Entry | 1 herehina |
Root | 2 herika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Todihina jerena any ivoho: Hereho ny lasa mba handinihana izay hatao amin' ny ho avy 5 Atao, isahiranana: Be herehina loatra Rakoto ka hadinony ny hafatrao [1.1] |
Explanations in English |
6 to be looked at by turning the head [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on regarde en se retournant [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word herehina |
Anagrams | 15 herehina, hiherena, iherehan, nihereha |
Updated on 2023/08/11 |