|
|
|
|

Entry1  herongerona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Feo migoboka sady mandrahona: feon' ny biby mampitahotra sy vonon-kandramatra [1.1]
Explanations in English  4  threats [1.7]
Explanations in French  5  menaces [1.8]
Examples  6  Fa novaliany herongerona hoe : "Vohay, lehireto, fa lehilahy tsy mataho-dehilahy; [2.69#108]
7  Niova fihetsika Rasolomanana: tsy be herongerona intsony, tsy nanangana adiady intsony; [2.639]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :

Anagrams  13  aherongeron, herongerona, naherongero

Updated on 2020/07/31