Entry | 1 hetsehina |
Root | 2 hetsika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ovana toerana: Aza hetsehina ity latabatra ity 5 Ahevingevina: Hetsehin' ny rivotra ny ravinkazo 6 Resahina, apoaka indray: Nohetsehin' ny mpivory sasany ny raharaha momba ny vary [1.1] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word hetsehina |
Anagrams | 12 hetsehina, ihetsehan, nihetseha |
Updated on 2023/01/05 |