Entry (1/2) | 1 hety |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fiasana andidiana na anapahana zavatra toy ny lamba, taratasy, volo: Dombo velona ity hety ity 4 Fandidiana na fanapahana amin' ny hety: Hety volon' ny mpangalatra akoho, hono, izao an' ise izao [1.1] |
Explanations in English |
5 scissors [1.7] |
Explanations in French |
6 ciseaux [1.8] |
Vocabulary |
7 Tools |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word hety |
Entry (2/2) | 18 hety |
Part of speech | 19 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
20 [Bara]
[1.78] |
Anagrams | 21 hety, hite, tihe |
Updated on 2023/08/11 |