|
|
|
|

Entry1  hevi-dravina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] hevitra tsy izy, fiheverana kitoatoa sy raikiraiky; fisainana kitoatoa ary tsy marina
Explanations in French  4  [1.5#143] utopie, rĂªverie
5  [1.4.fr#544] mythe
Examples  6  [4.27#2008/03/28] Nampandamoaka ny ezaka noho ny hevi-dravina ideolojika sy ny finiavana hifehy ny "kilalao politika" eny ifotony
Vocabulary  7  Philosophy
Elementary words  8  hevitra, ravina
Proverbs  9  Proverbs containing the word hevi-dravina

Updated on 2024/12/07