Entry (1/3) | 1 hinaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin' ny hazo na amin' ny karavasy [1.1] |
Synonyms | 4 hinakinaka |
Entry (2/3) | 5 hinaka |
Part of speech | 6 adjective |
Explanations in Malagasy |
7 Sady lehibe no matavy, botrefona [1.1] |
Synonyms | 8 hinakinaka |
Entry (3/3) | 9 hinaka |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in French |
11 grand marais, marais couvert de joncs. § heniheny. [Tankarana]
[1.19] |
Anagrams | 12 hakain, hakany, hany ka, hinaka, nahika, nakahy, nihaka |
Updated on 2020/07/31 |