Entry (1/2) | 1 hirihiriny |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tana izy tsy misy fangarony; izy tsy mbola nisy fanampiny hafa: Raha vao mahita Malagasy mahay mandanjalanja sy tia fihavanana aho, dia hoy aho hoe "Izany ka mbola Malagasy hirihiriny |
Explanations in English |
4 [1.7] genuine, unadulterated, pure |
Explanations in French |
5 [1.8] vrai, tout à fait cela |
Entry (2/2) | 6 hirihiriny |
Root | 7 hirihiry |
Part of speech | 8 noun hirihiry and pronoun |
Anagrams | 9 hirihiriny, nihirihiry |
Updated on 2020/07/31 |