Entry (1/2) | 1 hitika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Feno tsara, (fiteny indrindra amin' ny famarana fa ny "himpona" kosa, amin' ny toerana na isa): Hitika tsara ity vata ity 4 Enti-milaza akanjo mangeja, mifanerana amin' ny toe-batana, mifaninjitra [1.1] |
Entry (2/2) | 5 hitika |
Part of speech | 6 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Famindrana kingakinga erỳ [1.1] |
Explanations in French |
9 action de marcher lestement, avec une certaine vitesse, avec ostentation [1.3] |
Synonyms | 10 hitikitika |
Anagrams | 11 hitika, tihika |
Updated on 2020/07/31 |