Entry | 1 hitrikitrihana |
Root | 2 hitrikitrika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza olona na zavatra tsatohana na trobahana zava-maranitra: Nohitrikitrihan' i Dadany lefona ny mpangalatra 5 Lerana totohondry: Nohitrikitrihany ny totohondry aho 6 Asiana teny mafy: Nohitrikitrihiny teny mafy aho ka gina foana tao [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 hitrikitrihina |
Anagrams | 12 hanitrikitriha, hitrikitrihana |
Updated on 2023/01/05 |