Entry | 1 hitsahina |
Root | 2 hitsaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Hosena amin' ny tongotra: Aza hitsahinao re ny lambako Atao tsinontsinona, zimbaina, fotsifotsina: Dia sahiny nohitsahina ve ny tenin-dray aman-dreny |
Explanations in English |
5 [1.7] to be stepped or trampled on |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on foule aux pieds |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word hitsahina |
Anagrams | 13 hahatsiny, hahitsany, hatsiahin, hatsihany, hatsihina, hihantsia, hisintaha, hitsahina, hitsaihan, hitsiahan, hitsihana, ihantsiha |
Updated on 2023/08/11 |