|
|
|
|

Entry1  hodahoda
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fikodedehana raha miteny; fiakanakana namahatonga tsy hahatonona tsara izay lazaina, na fiboredehana mahatonga hiteny an-kisesy sarotraraisina.
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :

Anagrams  8  dohadoha, hodahoda

Updated on 2025/01/21