|
|
|
|

Entry1  hodidinina
Root  2  hodidina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Misy... mamaritra ny sisiny hatraiza hatraiza: Hodidinin' ny hazo ny tanànanay
Fefena, sokeraina: Hodidinin' ny fahavalo ny tanàna ka aoka isika hiomana tsara
Otronina: Nohodidinin' ny minisitra ny Filohan' ny Nosy teo anoloan' ny lapan' ny tanàna
Explanations in English  5  [1.7] to be surrounded; to be wrapped
Explanations in French  6  [1.8] qu'on entoure; qu'on enveloppe
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word hodidinina

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21