Entry (1/2) | 1 hofakofaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Izay miendaka amin'ny faritra sasan'ny tena ka manjary mihetsiketsika; zavatra tsy mipetaka tsara ka tonga mihofakofaka na mielakelaka [1.1] |
Explanations in French |
4 ce qui se détache par écailles, par pellicules ou par petits éclats [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 9 hofakofaka |
Root | 10 hofaka |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Kivilivily, vezimbezina, hevingevina [1.1] |
Explanations in French |
13 balancement, agitation, secousse [1.3] |
Anagrams | 14 ahafokafok, ahofakofak, hafokafoka, hofakofaka |
Updated on 2023/01/05 |