|
|
|
|

Entry1  hohazana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hadina tsy lalinaloatra amin' ny tanana na tongotra: Hohazan' ny saka ny tany
Fokarina: Nohohazan' ny akohonareo ny vomanganay
Tadiavina, karohina ho fantatra: Nohohazan-dRakoto ilay zavatra noresahintsika, fa tsy niteny aho na indraim-bava aza
Root  4  hohy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  hahazoan, hahazona, hanohaza, hohazana, hozahana, nohahaza

Updated on 2025/01/21