|
|
|
|

Entry (1/2)1  hoho
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Passive verbs :
Vocabulary  4  Biology
Explanations in Malagasy  5  Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka
6  Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo) [1.1]
Explanations in English  7  a claw; a finger or toe nail [1.7]
Explanations in French  8  griffe, ongle [1.8]
Compound words 
Article  13  Randzavola: hoho ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)14  hoho
Part of speech  15  noun
Vocabulary  16  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  17  tranombitsika ambony hazo [Tanosy] [1.78]
18  Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny [Sakalava] [1.1]

Updated on 2023/07/10