|
|
|
|

Entry (1/2)1  hoika
Part of speech  2  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana: Hoika! mideza koa izany raha fiakarana
Explanations in French  4  [1.3] mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine
Derivatives 
5  Active verbs :
Other spellings  6  hoiky

Entry (2/2)7  hoika
Part of speech  8  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  9  [1.10] kina-teny kely tsy misy heviny, mitovy amin' ny hoe iky, ary ampiarahina mandrakariva amin' ny hoe mandehana hoika
Explanations in French  10  [1.3] mot explétif, comme iky
Other spellings  11  hoiky

Anagrams  12  ahiko, akiho, haiko, haoky, hiako, hikoa, hoaky, hoika, kaiho, kaohi, kaohy, kiaho

Updated on 2025/02/02