Entry | 1 homokomoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitsakoana na fihinanana zavatra afinafenina ka tsy sokafana mihitsy ny vava amin' izany. |
Explanations in French |
4 [1.3#265] Action de triturer, de mâcher, d’agiter, de garder quelque chose dans la bouche sans ouvrir les lèvres |
Root | 5 homoka |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 homoka |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |