Entry | 1 honikonina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahasahirankiranana amin'izay atao, amin'ny fiomanana an' izay hatao, amin'ny famonjena zavatra maro indray atao, amin'ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan'ny olona |
Derivatives |
|
Anagrams | 5 honikonina, nahonikoni, nikohonany, nohaniniko |
Updated on 2020/07/31 |