|
|
|
|

Entry (1/4)1  horita
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Olona fatra-pitsentsitra ny madinika
Explanations in French  4  [1.13][oRIta] bourgeois

Entry (2/4)5  horita
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Biby maro tanana any anaty ranomasina izay malaza ho mpitsentsitra ny ran' ny haza azony
Explanations in French  8  [1.13][orita] pieuvre
Vocabulary  9  Zoology: invertebrates

Entry (3/4)10  horita
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  [1.196] Bananes qu'on mange crues et bien mûres, sans autre préparation. Ce sont les meilleures variétés de Musa paradisiaca L. (Musaceae), celles que les créoles appellent « figues ». [Betsimisaraka]
Vocabulary  13  Botany
Scientific name 

Entry (4/4)15  Horita
Part of speech  16  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  17  [1.38] mponina teo amin' ny tendrombohitra Hora, na Seira, ary natao ho naman' ny Emima sy ny Refaita koa izy. Nonina tamin' ny lava-bato izy ireny; ary ny dikan' ny teny hoe Horita dia "mponina an-dava-bato". Maro ny lava-bato any amin' ny tendrombohitra any Edoma, indrindra any Petra renivohiny. Angamba nifangaroharo tamin' ny taranak' i Esao, izay nandresy azy izy, ka ao amin' ny fitantarana sasany dia niaraka voalaza tamin' ny taranak' i Esao izy.
Explanations in English  18  [2.996] Horites
Explanations in French  19  [2.996] Horites
Examples  20  ary ny horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany El-parana, izay eo anilan'ny efitra. [2.996]
Vocabulary  21  Holy Scriptures
Biblical quotes  22  Chapters and verses mentioning Horita

Anagrams  23 

Updated on 2025/01/21