|
|
|
|

Entry1  hosena
Root  2  hosy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Hitsahina amin' ny tongotra: Aza hosena itỳ lambako
5  Atao tsinontsinona, zimbazimbaina: Nohoseny ny hajan' ny tokantranony tamin' ny fitondran-tena ratsy nataony
6  Vakivakina (enti-milaza ny baingan' ny tanimbary vakina mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hanetsana ny vary): Hosen' ny olona ny tanimbary alohan' ny hanetsana
7  Baboina: Nohosen' ny fanjakana ny hareny fa namadika tanindrazana izy [1.1]
Explanations in English  8  to be trampled as ricefield; to be confiscated [1.7]
Explanations in French  9  qu'on piétine; qu'on confisque [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  asehon, haneso, hanose, haseno, hosena, naseho

Updated on 2023/01/20