Entry (1/3) | 1 hosina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fifotetahana amin' ny fotaka, na vovoka, na loko, na loto; fandraisana adidy amin' ny raharaha iray ara-pianakaviana ka manao tsy miroa fo mihitsy |
Explanations in French |
4 [1.3#270] barbouillage; action de se rouler dans la poussière, de se vautrer dans la boue |
Derivatives |
|
Analogs | 9 tavona |
Entry (2/3) | 10 hosina |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Haba varahina na volafotsy; fonjan-javatra boribory na boribory lavalava |
Explanations in French |
13 [1.3#270] bracelet en cuivre ou en argent grosseur, volume round ou cylindrique caillot |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 15 hosiña |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in French |
17 [1.196] (de hosina (merina) : pelote). Tresse ou pelote de rafia préparée pour la vente. On dit, par contre en Imerina : koborin-drofia [Betsileo]
|
Anagrams | 18 ahosin, hanosy, hasino, hasoin, hasony, hosain, hosañy, hosina, hosiña, nahosi, nahosy, nosahi, sahony |
Updated on 2021/10/02 |