|
|
|
|

Entry1  hoso-doko
Elementary words  2  hosotra, loko
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  peinture, tableau [1.5]
Examples  5  Ny sary hosodoko mandravaka ny rindrina no manaitra voalohany indrindra raha vao miditra ao anatiny ianao. [2.470#]
6  Nakimpiko ny masoko nivetso an'eritreritra ka namisavisa irery ity sari-Nanahary tsy ho vita hosodoko eny an-tanan'ny mpahay raha tany koa ny tany! [2.313#]
Compound words 

Updated on 2023/10/25