Entry | hotakotaka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tabataba sy horohoro;horohoro noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana izay re fa ho avy na mananontanona; fihetsiketsehana noho ny tany tsy mandry misy zavatra mampiahiahy: Hotakotaka eran' ny tanàna tamin' ny fisamborana ilay lehiben' ny mpiodina [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | A tumult, a disturbance [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Tumulte, agitation [1.8] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Anagrams | hatokatoka, hotakotaka |
Updated on 2020/07/31 |