|
|
|
|

Entry1  hotsaka
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Tany be fotaka, honahona, na toerana petsapetsa lava: Mampidi-doza ny mandeha amin' ny hotsaka
4  Lena tanteraka, vonto: Hotsaky ny orana ny akanjony
5  Rakotra: Hotsaky ny hatina ny tenany manontolo [1.1]
6  [hôtsaka] honahona [Bezanozano] [1.78]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Proverbs  12  Proverbs containing the word hotsaka

Anagrams  13  ahotsak, hakotsa, hatosak, hatsako, hatsoka, hotsaka, katsaho, tsahako

Updated on 2020/07/31