Entry 1/2 |
hovotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fihontsonkontsonana na fiezinezenana mafy. [1.1]
|
Explanations in French | Action de remuer, secouer, donner des secousses [1.196]
|
Examples | lehibe ny tahotra sy ny hovotra nanjo anay tamin'izany andro izany, satria efa niala tamin'Andtra fa efa niozona;
[2.59]
|
Derivatives |
Synonyms | |
|
Entry 2/2 |
hovotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Betsimisaraka]
Plante tinctoriale non identifiée.
La plante est réduite en menus fragments qu'on crible sur une sorte de tamis. [1.196]
|
Vocabulary |
|