Entry | 1 hozongozonina |
Root | 2 hozongozona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Hetsehina mafy ary imbetsaka: Nohozongozonin' ny ankizy ny hazo ka raraka ny voankazo 5 Hontsonina, ketrahina: Tsy azon' inona na inona hozongozonina ny finoany [1.1] |
Explanations in English |
6 to be shaken [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on secoue, qu'on ébranle [1.8] |
Examples |
8 Irony vato, irony vato, irony vato ery Andrangavo : hozongozonina vao mihamafy, pararetina vao mihafatratra; [2.857#] 9 Eto amin' izao, tsy misy iolahana intsony, no hamosahan' ny Filôzôfia malagasy ny vatolampy tsy azo hozongozonina niorenan' ny finoany. [2.296#] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word hozongozonina |
Anagrams | 15 hozongozonina, ihozongozonan, nahozongozony, nihozongozona |
Updated on 2024/08/16 |