Entry | 1 ianareo |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha maro izy ireo ka atao teny lazaina: 4 Miteniteny ianareo ka tsy henonareo ny teniko. [1.1] |
Explanations in English |
5 [hianareo] you, ye [1.2] |
Explanations in French |
6 [hianareo] vous. S'emploie au singulier et comme terme respectueux entre époux. (Le mari): Nahoana hianareo no tsy naka fanafody ho an'ny zaza? Pourquoi n'es-tu pas allée chercher un remède pour enfant? -- (La femme): Mbola niandry anareo aho ka. Mais, c'est que je t'ai attendu. [1.3] 7 vous (pluriel); tu, toi [1.5] |
Explanations in Italian |
8 voi [1.18] |
Analogs | 9 anareo, -nareo |
Tables and plates |
10 All the pronouns |
Anagrams | 11 ainareo, erainao, ianareo, ieranao |
Updated on 2020/07/31 |