Entry | ifadirana (faditra) | ||||||||
Part of speech | relative verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Examples | Fa misy miteny sy mivetsovetsoka ela, tokony ho maharitra tapak' andro na indray andro aza raha tiany: tononina tsirairay avy eo sy averimberina tsy misy farany ny faditra zavon-tany ifadirana sy ny anaran' ilay olona alàm-paditra sy ny tonon' andro analàm-paditra " - arahin' ny fihetsika mahazendana manketsy mankeroa.
[2.296] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | andafiria, faraidina, fidariana, ifadirana |
Updated on 2023/01/20 |