Entry | 1 ifampihavanana |
Root | 2 havana |
Part of speech | 3 relative verb |
Examples |
4 Eto amin' ny firenena, izay tany malaza ho mpandala ny fihavanana anefa, dia mbola ny mifanasa vangy, milahatra an-dalambe, mifanandrina, eny fa tonga amin' ny famononoana ny mpiray tanindrazana aminy no ataon' ny ankolafy sasany, alohan' ny mody ifampihavanana, noho ny kajy politika atao fotsiny ihany. [4.27] |
Morphology |
|
Updated on 2023/05/31 |