|
|
|
|

Entry1  ifa-po
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] mandalo (aretin-kibo): Namele kadàka amin-kongotraomby be lôtra rô aho ka vinangon'ny ifa-po lahale (nahery nihinana teti-pohy miharo tongotr'omby be loatra ange aho ka voan'ny mandalo halina)
Vocabulary  4  Health

Updated on 2024/12/07