Entry | 1 ilehio |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Examples |
3 [2.4] Aza misy taitra, hoy ilehio nibitsibitsika koa, fa samy "mpiady" daholo! 4 [2.472] Namely ihany I Feno, tataka boba ra indray koa ny ravin-tsofin' ilehio havanana. 5 [2.470] Tsy nahatazana azy kosa ilehio fa raha tsy izany dia ho matin' adroadro indray Rainitonadro. |
Tables and plates |
6 All the pronouns |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |