|
|
|
|

Entry1  imasoana
Part of speech  2  relative verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ikezahana, ilofosana, ilozohana, ikelezana aina: Ny fianarana imasoina fa efa akaiky ny fanadinana
Explanations in French  4  [1.3#436] Ny asany hiany no imasoany (Il ne s'applique qu'à son travail)
Examples  5  [2.117#105] Vakiteny sy soratra ary manisa no tena nimasoana
6  [2.470#] Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana.
7  [2.332#] Fanalana andro no iheveran' ny maro ny fambolen' anana nefa raha imasoana sy atao anton-draharaha, dia lahasa miantoka ny fameloman-tena.
Root  8  maso
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  amoasany, imasoana

Updated on 2025/01/21