Entry | inao | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Enti-manondro olona ao amin' ny toerana anankiray takona tsy hitan' ny maso: Inao Rakoto fa vohay [1.1] | |
Synonyms | injao | |
Entry | inao | |
Part of speech | interjection | |
Explanations in English | Listen! Hark! [1.2] | |
Synonyms | injao | |
Entry | iñao | |
Part of speech | imperative of passive verb | |
Explanations in Malagasy | [Bara] Ialao [1.78] | |
Anagrams | anio, anoy, iano, inao, iôna |
Updated on 2020/07/31 |