Entry (1/2) | 1 inay |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra heno ka toa tondroina: Inay ilay feo henoko omaly |
Synonyms | 4 injay |
Entry (2/2) | 5 inay |
Part of speech | 6 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Toy izay, tahaka izay (teny mitory toa fanenenana amin' ny zavatra natao, na toa faniniana ny lahatra amin' ny tsy naha-toy izao na toy izao ny tena): Inay aho tsy niavonavona tamin' ny lehibeko! / Inay aho tsy nahalala an' iny olona iny na oviana na oviana! / Inay aho vorona sahala aminao! (Ny Avana) |
Explanations in English |
8 [1.2] there! Behold! O that! Would that! Hark! List! Used of some one drawing near but not yet in sight. 9 [1.7] there! oh that! |
Explanations in French |
10 [1.8] puisse! oh que! plaise à Dieu! |
Anagrams | 11 ainy, aiñy, iañy, inai, inay, inia |
Updated on 2020/07/31 |