Entry | indraika | ||
Part of speech | adverb | ||
Explanations in Malagasy | Fiangolana ny hoe "indray": Raha tany indraika kosa ka mifaly -- Hadinoy ny sentosento sy tomany -- Aoka ihany izany foko no hijaly -- Hitoloko samy irery lavitra any (Rajemisa Raolison) Indray mandeha: Impiry ianao no tany Mahajanga? -- Indraika [1.1] | ||
Compound words |
| ||
Entry | indraika | ||
Part of speech | conjunction | ||
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka] Koa, indray [1.78] | ||
Synonyms | indreka | ||
Updated on 2020/07/31 |