Entry | 1 indriako |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy, indrindra ny zazavavy mifankazatra: Indriako no tsy te handeha ho [1.1] |
Explanations in English |
4 thou, you. A word used by women in a familiar style of address. Somewhat like My dear. Comp. Ialahy. [1.2] |
Explanations in French |
5 amie, camarade (entre femmes) ; cf. dràko, dria. (lòngo). [Tankarana]
[1.19] |
Tables and plates |
6 All the pronouns |
Anagrams | 7 indriako, kiridona, nidirako, nidraiko |
Updated on 2020/07/31 |