Entry |
indrindra
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza toetran' olona na toe-javatra fara tampony na farany ambany miolotra amin' ny sisa rehetra: Isambilo no mahay indrindra amin' ny mpianatra ary Ikoto no kevoka indrindra Tsy hafa fa... tokoa: Ianao indrindra no tadiaviko Tsara, amin' ny fotoana tsara... iny: Nikabary indrindra izy no nianjera ny valindrihana [1.1]
|
Explanations in English | Especially, exceedingly, chiefly, principally. It is used to form the superlative degree of adjectives, and to qualify or emphasize most adjectives and verbs. [1.2]
|
| Especially; indeed; very, most [1.7]
|
Explanations in French | Surtout; indique le degré superlatif; ex.:
ny tsara indrindra, le meilleur [1.8]
|
Compound words |
|
Anthroponyms |
|
Hyponyms |
|
|