|
|
|
|

Entry1  indrisy
Part of speech  2  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza fisentoana fa misy alahelo lehibe: Indrisy! lasa tsy ho hitako intsony izany reniko!. Indraindray koa anefa mety milaza fihetseham-po samihafa -- indrindra fahatairana, na hagagana, na hakiviana -- ny indrisy: Indrisy! rahoviana vao tsy hirehareha ny lehibe sy ny ambony! (Mitovitovy hevitra aminy eto ny Endrey!)
Explanations in English  4  [1.2] alas! Alack! Beautiful!
5  [1.7] alas!
Explanations in French  6  [1.8] hélas!

Updated on 2024/12/10