Entry (1/2) | 1 indroa |
Root | 2 roa |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milazafiverenan-javatra fanindroany |
Explanations in English |
5 [1.7] twice |
Explanations in French |
6 [1.8] deux fois |
Examples |
7 Tsy nihinana intelo intsony izahay, fa indroa isan'andro [2.472] 8 Nandrasana indroa alina sy indroa andro tao am-bohitra ny razana [2.470] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word indroa |
Entry (2/2) | 19 indroa |
Part of speech | 20 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Bara]
ity |
Tables and plates |
22 All the pronouns |
Anagrams | 23 andory, andrio, Androy, androy, aondri, aondry, darony, dorany, dorina, indroa, nirado, radoin, radony |
Updated on 2023/01/05 |