Entry (1/3) | 1 indrỳ |
Part of speech | 2 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-manondro olona na zavatra tokana erỳ lavitra: Indrỳ lasa ny fiaramanidina [1.1] |
Explanations in English |
4 behold! Here it is. See indro [1.2] 5 look! there it is! [1.7] |
Explanations in French |
6 tiens! 7 le voilà (au loin) [1.3] 8 voilà! là! [1.8] |
Entry (2/3) | 9 indrỳ |
Part of speech | 10 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
11 Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy mifankazatra fatratra, na indraindray rehefa tezitra izaitsizy, toy ny "ialahy" amin' ny samy lehilahy: Indrỳ ve tsy mahita mpampianatra zavamaneno hampianatra ahy? / Taiza aho no hitan' indrỳ nanendrikendrika an' indrỳ [1.1] |
Explanations in English |
12 you (singular), used familiarly by mother to daughter [1.7] |
Explanations in French |
13 toi, s'emploie entre la mère et sa fille [1.8] |
Tables and plates |
14 All the pronouns |
Entry (3/3) | 15 indry |
Part of speech | 16 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
17 [Bara]
[1.78] |
Synonyms | 18 indriky |
Anagrams | 19 dirin, indry, indrỳ |
Updated on 2023/01/22 |