Entry (1/2) | 1 intỳ |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza zavatra eny an-tanana ka tondroina amin' olona itenenana: Intỳ ny satrokao 4 Enti-milaza zavatra na olona aseho eo no ho eo amin' olona itenenana: Intỳ misy hira kely atolotro ho an' i Neny [1.1] |
Explanations in English |
5 here I am, here he is, etc [1.7] |
Explanations in French |
6 me voici, le voici, etc [1.8] |
Entry (2/2) | 7 inty |
Part of speech | 8 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
11 loto, pentina [Bara]
[1.78] |
Anagrams | 12 inty, intỳ, tiñy, inty, intỳ, tiñy |
Updated on 2020/07/31 |