Entry | 1 iogoslavy |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ny firenena na tompon-tany any amin' ny tanin' i Iogoslavia: i Belgrady no renivohitry ny Iogoslavia 4 Momba an' i Iogoslavia, an' i Iogoslavia na avy any Iogoslavia: Repoblika enina no miforona ho fanjakana Iogoslavia [1.1] |
Vocabulary |
5 Geography: countries, people |
Analogs | 6 iogoslavia |
Updated on 2020/07/31 |