Entry | 1 iorehana |
Part of speech | 2 passive verb |
Examples |
3 Nafana tsy sahala amin' ny mahazatra, hono, ny fotoam-pivavahana tamin' iny alahady iny, niorehana, hono, ny toriteny. [2.4] 4 Nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (Lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration) [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 8 hianareo, iorehana |
Updated on 2020/07/31 |